Gazetim-baovao mivoaka intelo isan-kerinandro
Talata, 11 Mey 2010-44 Taona-Laharana : 6085 Vidiny : Ar 200
Mahatsangy no hary
Fanambaran-drajoelina rahampitso
Hihira sa hanao
tsianjery ?
Hikiry handeha irery,sa hiara-dalana amin’ny be sy ny maro ingahy...
More
Gazetim-baovao mivoaka intelo isan-kerinandro
Talata, 11 Mey 2010-44 Taona-Laharana : 6085 Vidiny : Ar 200
Mahatsangy no hary
Fanambaran-drajoelina rahampitso
Hihira sa hanao
tsianjery ?
Hikiry handeha irery,sa hiara-dalana amin’ny be sy ny maro ingahy Andry Rajoelina ? Io
no hifantohan’ny sain’ny rehetra manoloana ny fanambarana izay hataon’ny filohan’ny
FAT rahampitso alarobia alina.
Hikiry biby handeha irery,sa hiara-dalana amin’ny be sy
ny maro,ary hanaiky hidinika atsy Prétoria ny sabotsy ho avy izao,izay daty nifaneken’ny
rehetra fa hanaovana ny fivoriana andiany faharoa ?
Taovam-pananahan’nyvehivavy:Mifonomistery
Hetsiky ny mpitondra fivavahana
ho samborina ve ireo
mpitarika ?
Pejy 5
Tsymbamalaheloizay
tsipak’Imanjaaho,hoy
ilaysarotin-dronono
Havandra be
tao Ampitatafika
nisy nanota fady…
Pejy 4
Pejy 2
Pejy 2
Rehefa tsinambolana
ran’akoho iray litatra no
ampisotroana ny zanany
Pejy 4
MENAKA 100% NATORALY
Lehilahy :
- Te hanalehibe filahiana
- Tsy mahavita firaisana
ara-dalana
-
Less